Lingua Mada
Orinasa MPANDIKA TENY azo itokiana !
Eto Antananarivo, Madagasikara no misy ny orinasa mpandika teny LINGUA MADA.
Manampy ny orinasa rehetra hifandray amin’ny mpanjifa MANERANTANY izahay,
ary miasa ho an’ny olon-tsotra mitady MPITAO ASA FANDIKAN-TENY AM-BAVA SY AN-TSORATRA amin’ny SARANY MIRARY.
Mpandika teny za-draharaha sy azo itokiana no mandrafitra ny ekipan’ny LINGUA MADA.
Hatramin’izay nisiany, ny orinasa LINGUA MADA dia miezaka hatrany hanome fahafaham-po ho an’ny mpanjifany amin’ny alalan’ny asa VOAKAJY sy TSARA KALITAO avoakany, ka na inona na inona sehatr’asa iantsorohany dia mitoetra hatrany izay fahavononany hanome ny tsara indrindra izay.
… asa voakajy sy tsara kalitao !
Ny Tanjonay
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Phasellus malesuada neque sed pellentesque ullamcorper.
Nanomboka ny taona 2017 :
Mahafaly anay ny manampy ireo orinasa mikendry mpanjifa manerana izao tontolo izao
Manampy ireo fikambanana iraisam-pirenena amin’ny asa fandikan-teny samihafa ilàna anay.
Manampy ireo olon-tsotra izay mitady mpandika teny matihanina sy azo itokiana, indrindra amin’ny asa fandikan-teny amin’ny teny Frantsay sy Anglisy ary Malagasy.
Miavaka amin’ny hafa ny orinasa mpandika teny Lingua Mada.
Mpandika teny matihanina sy manana traikefa amin’ny sehetr’asa maro no mandrafitra ny ekipa ao anatiny.
Ny teny filamatray :
Manome fahafaham-po anao amin’ny asa fandikan-teny tsara kalitao, amin’ny sarany mirary!
Mila mpandika teny ve ianao? Aza misalasala mandefa mailaka aty aminay amin’ny adiresy
contact@lingua-mada.com.
Raha sendra mila anay maika, antsoy izahay amin’ny laharana 034 06 186 50.



