Mba hanatratraranao ny tanjona ara-barotra napetrakao,
ny orinasa LINGUA MADA dia manampy anao amin’ny fampivoarana ny fandraharahana sahaninao amin’ny alalan’ny ASA FANDIKAN-TENY MATIHANINA fanaonay.
Mila mpandika teny ve ianao?
Asa voakajy sy tsara kalitao no ho raisinao rehefa miara-miasa amin’ny Lingua Mada. Ary tànanay anaty tsiambaratelo avokoa ny angon-drakitra ifanakalozantsika.
Ireo tolotra misy ato aminay
Voici les services que nous proposons en tant qu’agence de traduction professionnelle :
Ireo asa ataonay
Ireo sehatrasa voafehinay sy anananay traikefa
Ireo Teny Iasanay
Services
Ireto avy ireo tenim-pirenena telo iasanay :
MAIMAIMPOANA NY FANGATAHANA ‘DEVIS’ ATO AMINAY
Mpandika teny azo atokisana sy matihanina
Ho anao manana antontan-taratasy mila dika teny azo antoka, aza misalasala manatona sy mandefa mailaka ety aminay.



